Teny iditra (1/4) | 1 sara |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 bikana [Tambahoaka]
[1.78] |
Teny iditra (2/4) | 4 sara |
Sokajin-teny | 5 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
6 fanomezana ho an'ny mpandihy, ny ombiasy [Taisaka]
[1.78] 7 Vola aloa amin' ny zavatr' olona ampiasaina mandritra ny fotoana fohy na haingana, na miserana: Saran-dakana 8 Vola nomena taloha ny mpanao fanafody 9 (ankehitriny) Vola aloa amin' ny zavatra ara-tsaina raisina avy amin' olona, ka tsy azo lazaina hoe vidiny: Saram-pianarana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
10 the fare paid for a voyage; rent paid for use; a fee [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
11 loyer pour usage; prix d'un billet de train [1.8] 12 Rétribution payée à un mpimasy, le plus souvent en nature [1.196] |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 18 1.1^^=Haba=hofan-toerana=vidin-toerana |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/4) | 29 sara |
Sokajin-teny | 30 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
31 Nom donné à des plantes employées par les empiriques ; auxquelles on attribue des vertus magiques ; ce sont surtout suivant les dialectes : 32 Lagarosiphon madagascariensis Casp. (Hydrocharitaceae). Réf. Rakotovao, Réserves Naturelles 4563. Plante aquatique appliquée en emplâtres sur les foulures par les empiriques. [Sakalava] 33 Aponogeton sp. (Aponogetonaceae). Plante aquatique utilisée par ses parties feuillées. Tubercule comestible. [Taisaka] [1.196] |
Voambolana |
34 Haizavamaniry 35 Fivavahana, finoana |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (4/4) | 37 Sarà |
Sokajin-teny | 38 anaran-tsamirery (ara-baiboly) |
Fanazavàna teny anglisy |
39 Sarah [2.996] |
Fanazavàna teny frantsay |
40 Sara [2.996] |
Ohatra |
41 Indray andro dia nihomehezan' ny mpanompovaviny sara ka nivavaka tamin' i Jehovah koa izy mba ho faty. [1.38] |
Voambolana |
42 Soratra Masina |
Tovy hevitra | 43 saraha, saraha |
unkLabel:Xbcvs: | 44 Toko sy andininy momba Sarà |
Tsanganana sy sary iray takila |
45 Fitanisana |
Lahatsoratra |
46 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Sarà |
Fivaditsoratra | 47 rasa, sara |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17 |