|
|
|
|

Teny iditra1  satroka jobo
Singan-teny  2  satroka, jobo
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  satroka vita amin' ny bosoa, avo trafo ary jobo saika manarona ny maso sy ny hatoka ny sofiny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24