Teny iditra sava hao
Singan-teny sava ; hao
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fikarohana tsy azo idifiana toy ny fizahana hao ao anaty volo [1.1]
Ohatra Satria na fomba ahoana na fomba ahoana, tsy maintsy ho hitan' ny Frantsay io, dia hitaraina amin' ny Fanjakana Anglisy izy, ary ny Fanjakana Anglisy hanery anay sy hanao sava hao. [2.471]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11