|
|
|
|

Teny iditra 1  savasavaina
Fototeny  2 savasava
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Ohatra  8  hevitra savasavaina amin' ny lafiny rehetra [1.1#986]
9  Amin' ny fizarana voalohany, dia hosavasavaintsika ny voadiniky ny Razana [2.299#7]
Tsipelina hafa  10 savasavana

Fivaditsoratra  11 isavasavana, savasavaina, 12 vasavasaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22