|
|
|
|

Teny iditra 1  savasavana
Fototeny  2 savasava
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Hadihadina, fotopotorana: Savasavany tsara ny zavatra ampianariny
9 alana izay manentsina na manelingelina: Nosavasavanay tsara ilay lobolobo, ka io namitsaka tao ilay kisoa very [1.1]
Tsipelina hafa  10 savasavaina
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  savasavana, 12 vasavasana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22