Teny iditra (1/3) | 1 savoka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 Zavatra malemilemy vonivony miforona avy amin' ny renitantely ka anaovany ireo takela-tantely misy masomasony mameno ny toho-tantely: Anaovana zavatra betsaka ny savoka [1.1] 9 faikan'ny papintantely [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
10 beeswax [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
11 cire d'abeille [1.8, 1.13] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 13 savoka |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Voambolana |
15 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay |
16 (de savoka : cire). Nom donné aux formations secondaires, peuplements généralement dominés par une seule essence, qui apparaissent après la destruction de la forêt primitive, le plus souvent après culture de riz de montagne. Les abeilles sont très abondantes dans de telles formations et c'est là qu'on allait récolter la cire sauvage. D'où le nom qu'on leur a donné. [Betsimisaraka, Bezanozano, Tanala]
[1.196] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny savoka io |
Teny iditra (3/3) | 20 savoka |
Sokajin-teny | 21 anarana |
Voambolana |
22 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay |
23 (de savoka : cire). Dalbergia pterocarpiflora Baker (Fabaceae). Arbre dans lequel les abeilles sauvages construisent souvent leur nid. Très beau bois veiné de rouge noirâtre sur fond gris violacé. Emplois en ébénisterie et marqueterie surtout. C'est une espèce qui peut se maintenir après disparition de la forêt. [Bezanozano, Merina, Sihanaka]
[1.196] |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 25 savoka, sovaka, vasoka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01 |