Teny iditra | 1 savolaina |
Fototeny | 2 savola |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Vizana, volivoly; vahotra tsy maharay zavatra ary tsaroana dontodonto: Savolaina izany ny tanako tamin' ilay nitondra entana hatrany an-tsena anikeheo [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 cramped [1.2#563] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 qui a des crampes, engourdi, picoté par le froid [1.3#592] |
Ohatra |
7 Vao tsy nahafaka hoatrinona akory dia savolaina! [2.499] 8 ny hevitr'io teny io ara-bakiteny dia savolaina, mitsakotsako. [2.313] 9 Ny aty don-tokana mahamanina k'asakasakareo te-ho savolaina, ka ny mandrotsirotsy no hosoketaina. [1.300] |
Fivaditsoratra | 10 savolaina, soavalina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |