Teny iditra | 1 seranam-piaramanidina |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Voambolana |
3 Fitaterana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Toerana ombam-panorenana voajary ho fitsinjovana ny fitaterana ana habakabaka [1.62] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 Aéroport [1.13] 6 Un aéroport [1.67] |
Tovy hevitra | 7 fiantsonam-piaramanidina, fitodiam-piaramanidina, garam-piaramanidina |
Singan-teny | 8 seranana, fiaramanidina |
Sary |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10 |