Teny iditra sikidy joria
Singan-teny sikidy ; joria
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Amin' ny sikidy joria, dia roa karazana ny fipetraky ny voan-javatra, na jama na taraiky, ka apetraka amin' ny laharana roa mifanao ambony sy ambany ny voa ao anaty kitranotrano valo valo avy [1.1]
Voambolana 
Mpanahaka  sikidy alanana

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02