|
|
|
|

Teny iditra 1  simbana
Fototeny  2 simba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ampitondraina fahavoazana, ravana, levonina, rovitina, ratraina: Nosimban' Ikoto ny bokiko. / Nosimban' ny mpangalatra ny volinay
9 Ovana ho ratsy: Hosimban' ny naman-dratsy iny zanakao iny
10 Ampijalina, hétraketrahina, tsy itondrana roa: Tandremo sao simban' ialahy io zaza io mandritra ny tsy maha-eto ahy
11 Lotoina, anaovana fitondran-tena tsy mendrika: Nosimban' ny mpiasa tao antrano ilay zanany vavy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on gâte, qu'on endommage, qu'on dégrade, qu'on défigure, qu'on tracasse, qu'on rend mauvais [1.3]
Ohatra  13  Izao ny anan' olona avy no nosimbanareo [2.117#24]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 sambany, simbana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21