|
|
|
|

Teny iditra1  simbao
Fototeny  2  simba
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana simbana
Ohatra  4  Kapao io hazo io, ary simbao [2.996]
Tsipelina hafa  5  simbay
Tsanganana sy sary iray takila  6  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Fivaditsoratra  7  misabo, saimbo, simbao, sombia

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31