|
|
|
|

Teny iditra1  sinolo
Fototeny  2  solo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Soloana, ovana: Nosinolo ilay mpampianatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  Qu’on a remplacé [1.3#623]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9  voasolo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20