|
|
|
|

Teny iditra1  voasolo
Fototeny  2  solo
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  Qu’on a remplacé [1.3#623]
Ohatra  6  voasolo vaovao ilay saina asandratra isa-maraina. [2.332#119]
7  Ny taova ao anatin' ny olombelona dia voasolo amin-javatra hafa rehefa tsy ara-dalana ny fiasany. [2.445#96]
Tovy hevitra  8  sinolo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20