Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : siny | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Fandio iray siny tsy mahaleo ny fandoto iray tandroka. [2.415 #3001, 2.558 #1095, 1.1]
Ny fandio iray siny tsy mahaleo ny fandoto iray tandroka. [2.165 #130, 2.558 #2956, 2.974 #92] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Mora ny mitarika amin' ny ratsy noho ny amin' ny tsara; mahery kokoa ny ratsy noho ny tsara. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Une cruche d' eau ne suffit pas pour laver le contenu d' une corne de saleté. [2.415 #3001]
Une cruche d’eau pure est souillée par une cuillerée d’eau sale. [2.974 #92] Une cruche pleine d' eau claire ne peut résister à une corne pleine d' eau sale (qu' on y verse). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Un peu de souillure suffit à ternir une grande pureté. [2.415 #3001] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Fantaro ny Ny am-pon’ ny siny mangatsiaka, fa ny am-pon’ ny vilany mafana. [2.653 #2149] Ny am-pon' ny siny mangatsiaka, fa ny am-pon' ny vilany mahamay. [2.558 #2864] Ny ao am-pon' ny siny mangatsiaka, fa ny ao am-pon' ny vilany mahamay. [2.165] Ny ao am-pon' ny siny mangatsiaka, ny ao Ny ao am-pon' ny vilany mahamay, ny ao | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny fahasamihafan' ny toetran' ny olona na ny toetran' ny zavatra. [1.1]
Enti-milaza ny fahasamihafan' ny zavatra na dia mitovitovy ety ivelany aza, arakaraka ny toetra nikendrena azy na ny asa iandraiketany avy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ce qui est dans la cruche est froid, mais ce qui est dans la marmite est chaud. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Pourtant les deux sont en argile. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Hoatry ny sinibe vakin-tsiny, ka matin-jaza tezaina. [2.415 #913]
Ohatra ny sinibe vakin-tsiny, ka matin-jaza tezaina. [2.165] Sinibe Sinibe | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est comme la grande cruche cassée par la petite, elle a été brisée par l' enfant qu'elle élevait. [2.415 #913]
Comme une "grande cruche" , cassée par une cruche (ordinaire): elle a été brisée (litt. tuée) pas l' enfant qu' elle élevait. [2.165] Grande cruche cassée par la tasse à puiser l' eau : c' est être tué par l' enfant qu' on a nourri et élevé. [2.415 #5476] Jarre brisée par un zinga : personne trahie par l’enfant qu’elle a élevé. [2.974 #393] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les Malgaches ont des grandes cruches qui sont enterrées dans le sol de la case et servent de réservoirs, et des cruches plus petites servant à porter l'eau de la source à la maison. Ce proverbe s' applique aux parents qui ont à souffrir du fait de leurs propres enfants. [2.165]
Parents qui ont à souffrir des enfants. [2.415 #913] Se disait de l' ingratitude. [2.415 #5476] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Izay manova fantsakana, vaky siny, ary ny manova fitàna lanin' ny mamba. [2.558 #1510]
Izay manova fantsakana, vaky siny ; izay manova fitàna, lanin' ny mamba. [2.653, 2.415, 2.974] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Changer de fontaine, c’est briser sa cruche ; changer de gué, c’est se livrer aux caïmans. [2.974 #25]
Changer de fontaine, c' est casser sa cruche ; changer de gué, c' est être dévoré par les caïmans. [2.415 #322] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Malheur aux novateurs. [2.415 #322] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Miala sasatra vao mandia loha ohatra ny siny. [2.165]
Miala sasatra vao mandia loha tahaka ny siny. [2.558 #2245] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Se reposer avant de marcher (ou d' avoir) la tête en bas comme une cruche. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | On ne pose la cruche, la tête, c. à. d. l'ouverture, en bas, que lorsqu' on ne s' en sert plus, ou quelle est vide (quelle se repose); mais, par euphémisme, marcher la tête en bas veut dire faire de grands efforts. Ce proverbe marque ainsi le fait de quelqu' un qui, tout en paraissant se reposer, ou au moment où il devrait se reposer, travaille plus dur qu' avant. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Miloloha rano roa siny. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Misahana asa maso ka tsy misy vita tsara tomombana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Mpantsaka vaky siny: ny siny vaky leoko ihany, fa ity hitondra voro-damba lena mody no tsy toha. [2.653]
Mpantsaka vaky siny : ny siny vaky leoko ihany, fa ny mitondra voro-damba lena no tsy tanty. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Rafotsibe vaky siny: raha tsy mahatratra ny hazon-damosina, dia babo. [2.415 #1922, 2.653 #2626]
Rafotsibe vaky siny, raha tsy mahatratra ny hazon-damosina dia zara. [2.558 #3535] Rafotsibe vaky siny : zara raha tsy mahatratra ny hazon-damosina. [2.415 #1924, 2.653 #2628] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Vieille dont la cruche s' est brisée : c' est heureux si les morceaux ne lui tombent pas sur l' échine. [2.415 #1924]
Vieille qui a cassé sa cruche : si les morceaux ne lui tombent pas sur l' échine, elle est grondée. [2.415 #1922] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les petites gens ont toujours tort. [2.415 #1922]
Se disait des pauvres gens. [2.415 #1924] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Rafotsibe vaky siny: "Zarako aza fa tsy mafy, ka izaho indray no vezovezoina". [2.653 #2627]
Rafotsibe vaky siny : " zarako aza fa tsy maty, ka izaho indray no vezovezoina " . [2.415 #1923] Rafotsibe vaky siny : zarako aza tsy maty ka izaho indray no vezovezoina. [2.558 #228] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Vieille qui a cassé sa cruche : heureusement que je ne suis pas morte, dit-elle, et encore on me gronde. [2.415 #1923] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les petits ont toujours tort. [2.415 #1923] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Raha dobo tsy ho sahy siny aho, dia miketraka ho renirano. [2.165 #907]
Raha dobo tsy sahy siny aho dia miketraka ho renirano. [2.558 #3559] Raha ho dobo tsy sahy siny aho, dia miketraka ho renirano. [2.653 #2657] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si je suis un étang qui craigne la cruche, que je devienne ruisseau. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Siny vaky nantsakan-drano : ny siny aza vaky, ka rano ho tonga ? [2.415 #2405, 2.653 #2899] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Cruche fêlée avec laquelle on a puisé de l' eau : puisque la cruche est fêlée, comment porter l' eau jusqu' à la maison ? [2.415 #2405] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Analogue au proverbe : c' est un panier percé. [2.415 #2405] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Sorohitra may trano, tsintsina vaky vilany : Tsintsina vaky siny, sorohitra vaky vilany : voin-kava-mahatratra. [2.415 #1137] Tsintsina vaky vilany, sorohitra vaky siny, ka Tsintsina vaky vilany, sorohitra vaky siny : voin-kava-mahatratra. [2.415 #0, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Petit oiseau tsintsina dont la cruche est cassée, et alouette dont la marmite en terre est brisée : chacun d' eux ressent le malheur de l' autre. [2.415 #1137] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ces deux oiseaux ont même nourriture à peu près, aussi le malheur de l' un atteint l' autre : les parents souffrent des malheurs de leurs parents. [2.415 #1137] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Tokam-pilana hoatry ny siny : tsy manam-po afa-tsy ny rano. [2.415 #6386]
Tokam-pilana ohatra ny siny: tsy manam-po afa-tsy ny rano. [1.1] Tokam-pilana toy ny siny, tsy manam-po afa-tsy ny rano. [2.165] Tokam-pilana, toy ny siny : tsy | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza olona tsy manan-javatra kinendry afa-tsy zavatra toisana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui qui ne veut qu' une chose, est comme la cruche destinée seulement à recevoir l' eau. [2.415 #6386]
N' avoir qu' un seul et unique désir, comme la cruche: il ne lui faut que de l' eau. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Tsy mba maro herehina tahaka ny mason' ny mpandrary, fa tokam-pilana toa siny, ka rano ihany no ampoizina. [2.558 #4544]
Tsy mba maro herehina, tahaka ny mason’ ny mpandrary ; fa tokam-pilana toy ny siny, dia ny rano ihany no ampoizina. [2.974 #285, 2.653] Tsy mba maro herehina, tahaky ny mason' ny mpandrary ; fa tokam-pilana toy ny siny, ka dia ny rano ihany no ampoizina. [2.415 #1409] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il ne faut pas regarder plusieurs endroits comme les yeux de la femme qui tresse les nattes, mais il faut n' avoir qu' un but comme la cruche qui n' a de souci que pour l' eau. [2.415 #1409]
Ne pas avoir de multiples préoccupations, comme l’œil de celui qui tresse ; mais n’avoir qu’un métier, comme la cruche qui ne pense qu’à l’eau. [2.974 #285] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe se disait du mari qui ne cherchait plus à changer de femme ; il se disait aussi en général de l' attention qu' on devait apporter à une affaire. [2.415 #1409] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||