|
|
|
|

Teny iditra 1  sisintany
Singan-teny  2 sisina, 3 tany
Sokajin-teny  4  anarana
Sampanteny 
Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  6 faritra manasaraka fanjakana roa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 les frontières d'un pays [1.3#611]
8 frontière [1.13]
Ohatra  9  fa firifiry moa izay ny sambo ny manampahefana miandraikitra ny sisintany akory? [4.27]
10  Ary dia nohazavainy fa arakaraka ny hanalavirana ny sisintany no ahitana ny tendrombohitra lavitra any ampovoan-tany any. [2.471#47]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20