|
|
|
|

Teny iditra1  sobiky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Harona makadiry: Voankazo iray sobiky [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a basket [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  panier [1.8]
Ohatra  6  Hanaovana inona ireto sobiky sy kofehy? [2.356#]
7  Sady tsy niandrasany fa notatahany ny vava sobiky. [2.298#]
8  Ny anankiray nilanja zavatra roa anaty sobiky tamin' ny hazo. [2.649#]
Tsipelina hafa  9  sobika
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny sobiky io
Lahatsoratra  11  Randzavola: sobiky ao amin' ny Baiboly (=> harona)

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30