Teny iditra sokajina (sokajy)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay Qu'on classe, qu'on met par catégorie [1.5]
Ohatra Nosokajiny roa ny tany tsy voavoly tamin' izany [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : sokajina, sokajiko, sokajinao, sokajiny, sokajintsika, sokajinay, sokajinareo, sokajin', sokajin-, sokajim-, sokaji-
Ny lasa : nosokajina, nosokajiko, nosokajinao, nosokajiny, nosokajintsika, nosokajinay, nosokajinareo, nosokajin', nosokajin-, nosokajim-, nosokaji-
Ny hoavy : hosokajina, hosokajiko, hosokajinao, hosokajiny, hosokajintsika, hosokajinay, hosokajinareo, hosokajin', hosokajin-, hosokajim-, hosokaji-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20