|
|
|
|

Teny iditra 1  sokajy
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Antokon andia-miaramila madinika izay misy miaramila dimy amby roapolo
7 Fizarazaran' ny antoko na fikambanana iray: Misy sokajy efatra ao amin' ny Akademia Malagasy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 a squad ; a division, a department [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 escouade de vingt-cinq soldats [1.3]
10 escouade; division, département [1.8]
11 classe, catégorie, section, groupe, ordre, série [1.5]
Ohatra  12  Narindra ho sokajy telo ireny litera ireny [2.442#]
13  Niala ny sokajin|sokajy-dRanary, dia niditra ny sokajin|sokajy hafa [2.270#]
14  Nisoko mangina tamin' ny sokajy ambany tao amin' ny tafika izany [2.472#148]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe sokajy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20