Teny iditra | 1 solifara |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Simia |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Zavatra any anaty tany, vonivony, ary mirehitra, mazàna atao famonoana mikraoby [1.1] 5 singa simika [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 sulfur [3.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 souffre [1.13] |
Ohatra |
8 solifara, hono, no anaran' ireny zavatra nodorana ireny. [2.472] |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |