|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  s
Sokajin-teny  2  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3  Tarehintsoratra fahafito ambin'ny folo ary renisoratra fahatelo ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy. Amin'ny fanakambanan-teny, ny s dia lasa ts: Zavatra soa = zavatsoa. Amin'ny fitovonana man- mba hanaovana matoanteny kosa, ny s manomboka fototeny dia latsaka fotsiny amin'izao: Man + soratra = manoratra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  Dix-septième lettre et treizième consonne de l'alphabet malgache. [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  5  Ny abidia
Lahatsoratra  6  Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Sary 
7 

Teny iditra (2/2)8  S
Sokajin-teny  9  anarana (eva)
Voambolana  10  Simia
Fanazavàna teny malagasy  11  Solifara. Singa mivaingana, faha-16 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  12  Sulfur. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  13  Soufre. [3.1]
Tsanganana sy sary iray takila  14  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/07