Teny iditra | solika | |||||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano] Menaka [1.78] | |||||||||||||||||||||
Menaka avy amin' ny tongotr' omby Entina milaza ny fandihin' ny tandrimo na sangodina izay mijoro tsara tsy mihetsika eo ampandihizana Kolikoly enti-mamitaka [1.1] | ||||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Oil [1.7] | |||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Huile [1.8] | |||||||||||||||||||||
Ohatra | Notsofina ilay jiro solika ka haizina iray ihany no itambaran' ny ety ivelany sy ny aty trano.
[2.470] | |||||||||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny solika io | |||||||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |