|
|
|
|

Teny iditra 1  soloana
Fototeny  2 solo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ovana hafa: Soloy ity penina ity fa mandrangotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be replaced [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on remplace [1.3#623, 1.8]
Ohatra  11  Nefa azo soloana izy ireo. [2.270#113]
12  Ny amin' ny kamboty, angaha, azo soloana. [2.270#21]
13  Tsotra daholo moa ny olona, ka soloana hira hafa ilay voatonona teo. [2.356#18]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21