Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : soloana | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Adala nomen-tanan' ondry: na hosoloana hofany aza tsy mety. [1.1 #21]
Zaza nomen-tanan' ondry ka na soloana hofany aza tsy mety. [2.558] Zaza nomen-tanan’ ondry: raha soloan-kofany aza tsy mety. [2.415 #1553, 2.653 #3780] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ireo miraikitra amin' ny tiany na ny heviny ka tsy azo ahodin-doha na zavatra tsara sy marina aza no atolotra azy. [1.1 #21] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Enfant auquel on a donné une patte de mouton : si on lui donne la queue à la place de la patte, il ne veut pas. [2.415 #1553] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | L' enfant ne connaît pas ses intérêts, mais cherche ce qui l' amuse : la queue vaut mieux que la patte. Sens plus général : préférer une chose insignifiante à une autre qui a de la valeur. [2.415 #1553] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Basy ambiaty ka tapaka Basy ambiaty, tapaka | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Fusil d' enfant, fait avec une tige creuse de l' arbre ambiaty : cassé aujourd' hui, il est remplacé demain. [2.415]
Un fusil (jouet) formé d' une tige creuse d' "ambiaty" (arbuste): s' il se casse aujourd' hui, on le remplace demain. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Cela ne coûte pas cher! [2.165]
Chose sans valeur. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Ny fahafatesana zara hetra tsy azon-kavana soloana. [2.558 #2943] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Ombalahy tanimanga: mitrena soloan' ny vava, misoitra soloan' ny tanana. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Ondrin' | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Soavalin' ny manamboninahitra : koa raha maty Soavalin' ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Cheval d' un officier : s' il meurt aujourd' hui, demain il est remplacé. [2.415]
Le cheval d' un officier (du royaume malgache, autrefois): s' il périt aujourd' hui, il est déjà remplacé demain. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||