Teny iditra | solomaso (solo, maso) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fitaovana misy fitaratra roa manampy ny maso mba hahita tsaratsara kokoa [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | A pair of spectacles [1.2] | ||||
Spectacles [1.7] | |||||
Glasses [1.53] | |||||
Fanazavàna teny frantsay | Lunettes [1.8, 1.5] | ||||
Ohatra |
| ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny solomaso io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |