|
|
|
|

Teny iditra1  solonify
Singan-teny  2  solo, nify
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Fahasalamana
Fanazavàna teny malagasy  5  Nify namboarina ka arafitra ho solon' ny tena nify banga na niniana nesorina mihitsy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  Dents postiches, râtelier [1.3]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny solonify io

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08