|
|
|
|

Teny iditra 1  solontena
Singan-teny  2 solo, 3 tena
Sokajin-teny  4  anarana
Haiendriteny 
5  Tsotra :
6  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  7 Olona misolo, izany hoe manao zavatra na manatrika fivoriana amin' ny anaran' olon-kafa: Ny lehiben' ny fampianarana no solontena nalefan' ny Minisitry ny Fanabeazana tany amin' ilay lanonana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 a delegate, a representative [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 représentant [1.8, 1.13]
10 délégué [1.8]
Ohatra  11  Iaombilahitsivahy no nitarika ny solontena nalefa. [2.508#472]
12  Tonga ilay solontena, i Dr Assad, ny volana desambra. [2.356#205]
13  Tsy mahazo miara-manatrika eo ny solontena tompon toerana sy mpisolo toerana. [2.114#78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20