Teny iditra sondrodrahona
Singan-teny sondrotra ; rahona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tafo herana apetaka vonjy maika ambara-pahavitan' ny tena tafo, hiarovana ny rindrin-trano tsy ho simban' ny orana; tafontrano bozaka ary manify [1.1]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12