Teny iditra | 1 sonia tsara |
Singan-teny | 2 sonia, tsara |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] vondrom-bolo alana eo ambony sofina havanana izay afangaro amin' ny hanina (saonjo) ifandrombahan' ny vehivavy maniry zaza |
Fivaditsoratra | 5 sinasatrao, sonia tsara |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |