Teny iditra | soratana (soratra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao an-tsoratra: Soratany isan' androny laniny Ampandrenesina amin' ny taratasy: hosoratako aminy io vaovao io Foronina: Tamin' ny taona inona no nosoratan-dRabearivelo ny tononkalo hoe "Fasana faharoa" ? [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu’on écrit, inscrit, sur quoi on met des dessins, des marques, des lignes qu’on peint [1.3] | ||||||||
Ohatra | Rehefa mamokatra taona vitsivitsy izany, dia azon' ilay nanao angatahina ho azy, ary dia soratana amin' ny kadasitra amin' ny anarany.
[2.472] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | anatsora, asantaro, asatrona, soratana, tsaroana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |