Teny iditra | soritra mirahale | |
Singan-teny | soritra ; mira ; hale | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Biloka hita eo amin'ny faritany milaza fa mitovy ny fatran'ny rotsakorana eo amin'ny faritra izay lalovany roandritra ny vanim-potoana iray [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Courbe isohyète [1.13] | |
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | |
Tovy hevitra | tsipi-mirahale | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19 |