|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  sorona
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  10 Zavatra na biby atolotry ny mpivavaka ho fanatitra solon' ny tenany amin' Andriamanitra: Manolotra sorona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 a blood sacrifice [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 sacrifice par immolation [1.8]
Lahatsoratra  13 Randzavola: sorona sy mpisorona ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/4) 14  sorona
Sokajin-teny  15  anarana
Haiendriteny 
16  Tsotra :
17  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  27 Fikarakarana ny firehetan' ny afo amin' ny fandrosoana ny kitay ao ampatana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  28 action d'attiser, d'alimenter le feu [1.3#634, 1.196]
29 action d'activer la circulation [1.196]

Teny iditra (3/4) 30  sorona
Sokajin-teny  31  anarana
Haiendriteny 
32  Tsotra :
33  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  36 Tsy filazana amin' ny olona izay zavatra hita fa tsy mety ataony, na mikasika azy na mikasika ny havany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  37 discrétion, réserve [1.3#634]
Fikambanana  38  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe sorona

Teny iditra (4/4) 39  soroña
Sokajin-teny  40  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  41 [Sihanaka] variana [1.78]

Fivaditsoratra  soroña, sorona

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19