Teny iditra | sory | |||||||||
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra manelingelina ny saina ka mahatonga ny tena ho madisadisa: Miteraka sorisory ny adiady amin'ny tany ama-monina [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Miserable, poor [1.2] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Vexation, ennui, chagrin [1.3] | |||||||||
Voambolana | Ontam-po | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Tovy hevitra | sorisory | |||||||||
Teny iditra | sory | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] A species of fish [1.2] | |||||||||
Voambolana | Haibiby: trondro | |||||||||
Fivaditsoratra | rosy, sory |
Nohavaozina tamin' ny 2022/01/25 |
![]() |