Teny iditra | 1 sosoa |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Vary andrahoina malemy misy ranony |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] rice cooked soft with much water, usually served at breakfast |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] riz cuit avec beaucoup d'eau et qui se mange au petit déjeuner 6 [1.196] Sorte de soupe épaisse ou de brouet préparés avec divers légumes cuits à grande eau ou dans du lait. Anciennement, on en distinguait de nombreuses catégories : sosoaberano, sosoambomanga, sosoamisitra, sosoamohaka, sosoaridritra. De nos jours sosoa désigne surtout le riz cuit à grande eau qu'on mange au repas du matin ; c'est le petit déjeuner malgache ou le soir au diner. |
Ohatra |
7 Amboary io, Rainilaima, hoy izy, fa izaho 'ndeha hantsaka rano hanaovana sosoa ho an-dRazay [2.324] 8 Toa gaga ihany koa izy, satria nanaronana sosoa maraina sy nasaina nihinana tao an-dakozia. [2.470] |
Voambolana |
9 Toe-karena: hanina |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny sosoa io |
Fivaditsoratra | 16 asoso, ososa, sosao, sosoa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |