|
|
|
|

Teny iditra1  sosoarano
Singan-teny  2  sosoa, rano
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Taifasy] sosoaberano
Ohatra  5  Ny fahandro ny vary dia ny ampangoro, sosoaridritra, sosoarano, sosoamisitra (rehefa manitra tsara ny vary dia dabohan-drano dia haroina), ary ny vary amin-tetikena, dia ny vary faho asian-tsakay sy sira eo am-bilany [1.437#]
Voambolana  6  Toe-karena: hanina

Fivaditsoratra  7  roa sosona, sosoarano

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02