|
|
|
|

Teny iditra1  soso-nify
Singan-teny  2  sosona, nify
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza olona misy sosona ny nifiny, izany hoe misy hafa manampy toa milahatra amin' ilay nifiny ao anatiny
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny soso-nify io

Fivaditsoratra  6 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21