Teny iditra | 1 tabaina |
Fototeny | 2 taba |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Akorontana: Notabain' i Fara kely ny bokiko rehetra teo ambony latabatra Lotoina amin' ny fitsabahana amin' ny tanana: Aza tabainareo ny rano ao am-pantsakana Hanina amim-piosanosanana: Mahasosotra ny mijery ireto ankizy ireto fa tabainy ny fihinana vary Tairina, tsy avala hipetrapetraka fa horakorahina: Notabain-dry zalahy ny vorona ka lasa |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] tabatabaina 6 [1.2] [Provincial] to be taken by and eaten greedily from the hand |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3] Qu’on prend avec avidité et qu'on mange goulûment, qu’on salit en remuant avec la main, qu'on bouleverse, qu'on tracasse |
Ohatra |
8 Aza tabaina ny fihinanareo vary (Ne mangez pas goulûment votre riz) [1.3] 9 Aza tabaina ny zandrin’ ialahy izay matory (Ne tracasse pas ton cadet qui dort) [1.3] 10 notabain' ny akoho ny zavatra rehetra eto an-trano (Les poules ont tout bouleversé dans la maison [1.3] 11 Aza tabainareo ny rano eo am-pantsakana (Ne salissez pas l’eau de la fontaine en la remuant avec la main) [1.3] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 16 abatany, atabany, bataina, ibatana, itabana, tabaina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |