Teny iditra (1/3) | 1 tabory |
Fototeny | 2 bory |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 Round, spherical. [Comp. Swa. tamboa.] [1.2] |
Teny iditra (2/3) | 5 tabory |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Voambolana |
7 Haiaina |
Fanazavàna teny malagasy |
8 Ny boribory eo ambanin' ny filahiana, atao koa hoe vihina [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 the testicles [1.2] |
Teny iditra (3/3) | 10 tabory |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Voambolana |
12 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay |
13 (Sapindaceae. Étymologie douteuse : peut-être de vory : qui se rassemble, qui pousse en touffes ; mais tabory, en cuisine, veut aussi dire les tripes du porc). Plante spontanée, ramassée comme plante potagère. Non identifiée. Le nom est peut-être en rapport avec ses emplois culinaires. [Sakalava]
[1.196] |
Fivaditsoratra | 14 tabory, taroby, tobary |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |