|
|
|
|

Teny iditra 1  tadiavina
Fototeny  2 tady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao izay hahitana azy: Notadiavin' ny polisy efa ho roa volana io mpangalatra io
9 Tiana, irina: Lazao inona no tadiavinao, anaka, fa homeko anao
10 Kasaina: Tadiavin-drainy hatao kilasimandry Isambilo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be sought for, to be looked for. [1.2]
12 to be sought, to be looked for [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 qu'on cherche [1.8]
14 inconnue [1.13]
Ohatra  15  Ny karatra, ny hetra, ny fanatontosana ny raharaham-panjakana, ny filaminana, ny asa, ny fanarahan-dalàna antsakany sy an-davany, ny fanatanterahana izany rehetra izany no tadiaviko [2.472]
16  Fa angaha tadiavin' i Dera hafenina ato izy ireo! [2.4#28]
Mpanahaka  17  karohina, 18  Zahana
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe tadiavina
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22