Teny iditra | 1 tadiavina (tady) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Voambolana |
3 Matematika |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao izay hahitana azy: Notadiavin' ny polisy efa ho roa volana io mpangalatra io 5 Tiana, irina: Lazao inona no tadiavinao, anaka, fa homeko anao 6 Kasaina: Tadiavin-drainy hatao kilasimandry Isambilo [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 to be sought for, to be looked for. [1.2] 8 to be sought, to be looked for [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 qu'on cherche [1.8] 10 inconnue [1.13] |
Ohatra |
11 Ny karatra, ny hetra, ny fanatontosana ny raharaham-panjakana, ny filaminana, ny asa, ny fanarahan-dalàna antsakany sy an-davany, ny fanatanterahana izany rehetra izany no tadiaviko [2.472] 12 Fa angaha tadiavin' i Dera hafenina ato izy ireo! [2.4] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 17 Zahana, karohina |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny tadiavina io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |