Teny iditra | tady mody | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Vonantady izay manenda rehefa mihenjana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Strangling. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Nœud coulant pour étrangler [1.3] | |
Teny fotony | tady, mody | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/24 |
![]() |