Teny iditra tafakambana (kambana)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qui est réuni, uni, qui sont ensemble, qui sont réconciliés [1.3]
Ohatra 
1Ahy izao Imerina tafakambana izao, hoy izy. [2.508]
2Vahoaka maro be izy roa tonta no tafakambana. [2.588]
3Ary misaotra an'Andtra noho izany, fa tafakambana ny fanaovana sy fiheverana; [2.59]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20