Teny iditra tafondro miandry tsena
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ireo saonjo milahadahatra toa tafondro eny an-tsena [1.1]
Singan-teny tafondro ; miandry ; tsena

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/24