Teny iditra tafontrano (tafo, trano)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Sarona ambony amin' ny trano mipetaka amin' ny vovonana sy ny lohatrano ary ny haratra sy ny varivariny. [1.1]
Ohatra Afo roa no soroniny ary bozaka no itainany katsy azo anaovana antsirambina noho ny tafontrano ivaiva ihany, bozaka ihany koa. [2.470]
Kamban-teny 
Mpanahaka  tafontrano-mpanjaka
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30