Teny iditra | ta-handoa | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui a envie de vomir [1.54] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Tovy hevitra | salosonina | |
Teny fotony | ta, mandoa | |
Mpanahaka | dimpoana ~ fenofeno ~ maivivy ~ maloiloy ~ manamonaina ~ masinaty ~ mihoaka ~ misalebolebo ~ misalembona ~ misalobona ~ misolebileby ~ salontsolonina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |
![]() |