|
|
|
|

Teny iditra1  taim-barahina
Singan-teny  2  tay, varahina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.13] (taimbarahina) poizina ateraky ny ôksidan'ny varahina
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.5] vert-de-gris
6  [1.13] (taimbarahina) vert-de-gris
Tsipelina hafa  7  taimbarahina
Tovy hevitra  8  varahimaitso

Fivaditsoratra  9  hitambaranay, nitabariaham, taim-barahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21