Teny iditra takariva mena masoandro
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ilay hariva efa madiva hilentika iny ny masoandro [1.1]
Teny fotony takariva, mena, masoandro

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/24