Teny iditra | 1 takona-masoandro |
Singan-teny | 2 takona, masoandro |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 takon'ny volana ny masoandro ka maizina ny tany [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 éclipse du soleil [1.13] |
Voambolana |
6 Haikintana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16 |