Teny iditra | takon-kenatra | |
Singan-teny | takona ; henatra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ny varavaran-tapaka mamefy ny mason' ny olona tsy hahita hatrany amin' ny atin' ny fandrahoan-kanina Tapa-damba anaronana ny faritra mahamenatra amin' ny tena mba tsy hiboridanana. [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [henatra, shame.] A small partition close by the door, a screen Fig. money presented to assist on any special occasion. [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15 |