|
|
|
|

Teny iditra 1  tambanivohibavy
Singan-teny  2 t~, 3 ambany, 4 vohitra, 5 vavy
Sokajin-teny  6  anarana
Haiendriteny 
7  Tsotra :
Fanazavàna teny frantsay  8 campagnarde [3.1]
Ohatra  9  Hitany miavaka ery ny maha-tambanivohibavy azy, na dia eny aminy avokoa aza ny firavaka mamirapiratra sy ny elo "véritas", ny lamba landy lafo vidy sy ny paoketra nialam-bola. [2.470#105]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20