|
|
|
|

Teny iditra 1  tampohana
Fototeny  2 tampoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ampiana rano: Nahoana no notampohanao rano ity ronono ity? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 Eau chaude, vin, rhum, auquel on met de l'eau: Notampohan' ny mpivarotra rano ity ronono ity (Le marchand a ajouté de l'eau à ce lait) [1.3]
Mpanahaka  10  tampohina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22